Hira Fanefa (Edena vaovao Ranomafana-est)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'lay Edena nataonay taloha(ry Ray)
Efa Simba sy rava ihany koa
Tsy najain'ireo olona Zay nonina tao
Nanjakan'i Satana bxqekacl Tokoa

Réf: nefa Ankehitriny indray
Ao amin'ny fiangonanay
Nanorenanao tanora Zay sahy
Mba iceiwg hijoro ho Edena vaovao

Ry tanora o! Avia mandroasoa(tokoa)
Ho mpitory ho mahery fo
Ho Edena soa ny fiangonana
Ho Danilo tononkira.serasera.org qrrjvrmo mpitarika ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Edena vaovao Ranomafana-est
Visites : 385
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NjaraHifaliana
Date : 27/08/2025 19:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341