Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hira Fanefa (Edena vaovao Ranomafana-est)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'lay Edena nataonay taloha(ry Ray)
Efa Simba sy qrhen rava ihany koa
Tsy najain'ireo olona Zay rggzdpf nonina tao
Nanjakan'i Satana Tokoa
Réf: nefa Ankehitriny indray
Ao amin'ny fiangonanay
Nanorenanao tanora Zay sahy
Mba hijoro ho tononkira.serasera.org Edena vaovao
Ry tanora o! Avia mandroasoa(tokoa)
Ho mpitory ho mahery fo
Ho Edena cqnhgri soa ny fiangonana
Ho Danilo mpitarika ao
Efa Simba sy qrhen rava ihany koa
Tsy najain'ireo olona Zay rggzdpf nonina tao
Nanjakan'i Satana Tokoa
Réf: nefa Ankehitriny indray
Ao amin'ny fiangonanay
Nanorenanao tanora Zay sahy
Mba hijoro ho tononkira.serasera.org Edena vaovao
Ry tanora o! Avia mandroasoa(tokoa)
Ho mpitory ho mahery fo
Ho Edena cqnhgri soa ny fiangonana
Ho Danilo mpitarika ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena vaovao Ranomafana-estHits : 360
Likes : 0 Like
Created by : NjaraHifaliana
Date : 27/08/2025 19:20
