TAXI BROUSSE (DYNASTIE SALEGY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lalina rano a, ny lala makany a
Tsa maintsy tafita soa anay
Ka pyvoyqlh miroso ihany a
Soa tsa ho lany, ny any aminay a
Fa mamy ny mody a, Mankany mankany
Ry zoky sy zandry a
Mba sasatra miandry tononkira.serasera.org a
Gisa efa tapa-tenda roa
Anaty vilany a
Tongava malaky a, hoy izy manantso a
Fa mamy gwozcky ny mody a, mankany mankany a
Tsa posiposy na sarety
Tsa bisikiklety na kalesy
Fa taxi-brousse a no mampitositosy a
Na milikilao na Merisedesy
Anay tsa miala fa hanano fety é
Taxi-brousse a no fyoelcj mampitositosy a
Taxi-brousse a no mampisosososo a
Pana Reeve
Tsa maintsy tafita soa anay
Ka pyvoyqlh miroso ihany a
Soa tsa ho lany, ny any aminay a
Fa mamy ny mody a, Mankany mankany
Ry zoky sy zandry a
Mba sasatra miandry tononkira.serasera.org a
Gisa efa tapa-tenda roa
Anaty vilany a
Tongava malaky a, hoy izy manantso a
Fa mamy gwozcky ny mody a, mankany mankany a
Tsa posiposy na sarety
Tsa bisikiklety na kalesy
Fa taxi-brousse a no mampitositosy a
Na milikilao na Merisedesy
Anay tsa miala fa hanano fety é
Taxi-brousse a no fyoelcj mampitositosy a
Taxi-brousse a no mampisosososo a
Pana Reeve
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DYNASTIE SALEGYVangy : 2840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : reeve
Daty : 28/07/2006 15:47
