AMPELA SOA (DYNASTIE SALEGY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako aroa izy iny é
Tsy mba atakalo atsia
Mamiko ka raha tantely mohk é
Tiako ô

Ampela soa
Meva tokoa
Ndre ino lfndur raha volanin’ny vavany
Efaiko tononkira.serasera.org ô
Ampela soa
Meva tokoa
Teny araika avao dia rava aho
Vita ilntltbb é

N’aia tany ombako ô
Riha avao no andohako ao
Farahiko tsy engako ô
Tiako ô

Pana Reeve

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DYNASTIE SALEGY
Vangy : 3722
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : reeve
Daty : 28/07/2006 15:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346