TSAROVY (DWAYNE ALI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iehhh!o!o!o!o!o
iei!!!
Tsy hoe tonga lafatra fa mba tongava saina
Fa io zay ataonao io
Anontanio mangina tsy hadisoako aorina hoavy
Raha tojo tononkira.serasera.org fahoriana mafy ianao
Dia izao no tsarovy
Noho ny ditranao ihany ka mahaiza mifona
f'izy tsy mba nanadino,tsy hanalavitra akory
fa nanadio ny ota zay vitanao
refrain:
Tsarovy zanany ianao
Matoa izy nanolotra ny tenany ho faty
Ho faty ho solon'ny helokao ka aza migafy
Tsarovy tiany anie ianao
Fa ianao nidify ka nanao izay mba tiana
fa tsy mba mieritreritra hiseho any aoriana
Ny fiainanao
Be famaliana, maditra tsy hay tenenina intsony
Manao be loha, manamavo izay mba xcdalaf sentrin'ny fo
F'ity tsy fantatrao f'izy tsy mba nangina
Nanao izay fara-fahaizana ho anao tsy ho very
Tsy hiaina eto an-tany foana ianao fa vahiny
ka andao mba hiara-dalana fa aza variana
ref:

Tano ilay mahery fa lwuuqgjv ho azonao izay irina
tano ilay mahery fa ho hitanao izay qgnzc mahasoa
Tano ilay mahery fa ho azonao izay irina
tano ilay mahery
f'izy no anafaka anao
ref:
.........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DWAYNE ALIVisites : 2918
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : rixman
Date : 06/09/2017 20:02