Tsy misy mi-deranger (DWAYNE ALI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY Mi-DERANGER
(E e e e e e! eh eh eh eh eh!) (x 2)
Mifalia ianao fa aza kivy eh
Mba mitraka fa aza tomany
Ambarao an’izay tsy mino fa tsy resy ianao eh
Mifanohitra @ zava-misy eh
Aza misalasala andao ny Tompo deraina
Dia hifalifaly voafidy ianao mba ho vonjena
Matokia ho aho fa ianao efa mpandresy eh
Manohatra lavitra ny mpandresy eh! Eh!
(Jesosy) Ilay efa niady ho anao
(Jesosy) Izy no ankalazao
Voafidy ianao io ho mpandova (ho mpandova)
Miorena mafy ho aho aza miova (handova ny lanitra eh)
Efa voasoratra hoe ny zanany tsy ariany eh
Izay manaiky ny handeha dia raisiny an-tanan-droa
(E e e e e!) ie e e e e e! (e e e e e) andao hidera Azy
(E e e e e!) ie e e e e e! (e e e e e) tsy misy mi-deranger

(Derao Derao derao e! derao derao derao e!)
Mandrosoa ihany eh (aza mihemotra intsony)
Jesoa ihany eh (no namana azonao antsoina)
Tsy mba mivadika azo antoka hitondra anao ambony
Ao aminy no mahatamana, (misy fanantenana)
Aza misalasala, andao ny Tompo deraina,
Dia mifalifalia voafidy ianao mba ho vonjena
Matokia ho aho fa ianao efa mpandresy eh
Manoatra lavitra ny mpandresy eh! Eh! Eh!
(Jesosy) Ilay efa niady ho anao
(Jesosy) Izy no ankalazao
Voafidy ianao io ho mpandova (ho mpandova)
Miorena mafy hoa aza miova (handova ny lanitra eh)
Efa voasoratra hoe ny zanany tsy ariany eh
Izay manaiky ny handeha dia raisiny an-tanan-droa
(E e e e e!) ie e e e e e! (e e e e e) andao hidera Azy
(E e e e e!) ie e e e e e! (e e e e e) tsy misy mi-deranger

Derao Derao ankalazao
Derao Derao ankalazao
Derao Derao ankalazao (derao)
Derao Derao (derao) ankalazao
Voafidy . . .
Tsy misy mi-deranger, tsy misy mi-deranger (x 5)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DWAYNE ALI
Vangy : 136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 12/12/2023 08:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1001