SAROBIDY LOATRA NY FANAHY (DIMBY MIARA-MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fanahy
Sarobidy loatra ny fanahy
Tsy afoin’Andriamanitra ho very
Indro fa ny mpanota toa ahy cidwohdl
No navotany nefa tsy an-tery
Sarobidy amintsika ny aina
Tsy hatakalo fa mamy tokoa
Io no antsika no tena lalaina
Kolokoloina hatrany ho soa
Nefa nahafoy eginmbsm ny ainy kosa
Jesoa fitiavana ho ooyevft antsika
Avotra tsy mba vitan-kanosa
No tsy efam-pitia mangatsiaka
Ny nalalaiko moa an’iza
Tsy ahy ny tononkira.serasera.org aiko fa an’i Jesoa
Koa hatolotra amonjena sakaiza
RAha toa ka ilaina tokoa
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Io no fitiavana tsy mba lo
Dr ANDRIAMIADAMAHATRATRA Miharilaza
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DIMBY MIARA-MIRINDRAVangy : 2631
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/04/2005 04:18
