HASAMBARANA (Dédé Fenerive)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HASAMBARANA
(Dédé Fénérive)

DIMY MIANAKA HONO IZY IREO
EFA NIHEZAKA HATRAMIN’NY ELA
NIKAROKA MOMBA NY HASAMBARANA
AMIN’ITY FIAINANA ITY

REFRAIN
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA O
FA OLONA SAMBATRA
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA HOY AHO
FA OLONA SAMBATRA

N’AIZA N’AIZA NO HALEHA RE
TSY MAINTSY MIKAROKA FOANA RE
NY FIAINANA TSY MBA KILALAO
K’AZA DIA MBA VARIANA LOATRA RE

REFRAIN
O ! O !
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA O
FA OLONA SAMBATRA
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA HOY AHO
FA OLONA SAMBATRA

ZOVY ARY NO MBA HAFAKA
MILAZA FA HOE TENA SAMBATRA
AMIN’ITY FIAIANANA ITY
SASATRA NY MIKAROKA FOANA

REFRAIN
O ! O !
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA O
FA OLONA SAMBATRA
IZA RE IZA IZA NO HAFAKA
HANAMBARA HOY AHO
FA OLONA SAMBATRA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dédé Fenerive
Visites : 12413
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Eric RAJAONA
Date : 05/10/2003 19:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0281