Siha (Dat'kotry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafavoaky gn'ala anao zay agny
Zaho mivengivengy voa tamberin-tany nilaosanao
Tsy nandigny anao eh
Lasa lavitry anao zay
Làlagna raika niraisagna
Voady mandrapahafatesagna
Anao nivily
Sapanagna hafa anao ngah
Soavadia fa tsy magnahy
(ouh,ouuuh)
Andro magnoragna mbola ho maigna
(ouh,ouuuh)
Fadimby ny haizigna tsy maintsy hazavagna
(ouh,ouuuh)
Tsy hafa mitsioka fa mbola anaty ala maizinkitroka
Siha ihao, tsy haiko zay atsimo sy avaratra fa....

Ref
Anao igny eeh, lasa tsy tagna
Anao igny eeh, fa tsy tamàgna
Anao igny eeh, lasa tsy tagna
Anao igny eeh, nandao tanàgna

Instruments......

Hazakazaka tsy tena dia
Vary mangatsika tsy tegna-kanigny
Ah zalahy iih
Moramora avao eh
Hoento mora avao oh
Ny tody anie tsy misy fa ny atao no miverina Ireo lasa, ho tsarohanao eh
Eto fona zaho eh
(ouh,ouh,ouh,ouuuh)
Andro magnoragna mbola ho maigna
(ouh,ouuuh)
Fadimby ny haizigna tsy maintsy hazavàgna
(ouh,ouh,ouh,ouuuh)
Tsy hafa mitsioka fa mbola anaty ala maizinkitroka
Siha ihao, tsy haiko hiltddfa zay atsimo sy avaratra fa....

Ref
Anao igny eeh, lasa tsy tagna
Anao fnfkmink igny eeh, fa tsy tamàgna
Anao igny eeh, lasa tsy tononkira.serasera.org tagna
Anao igny eeh, mkysx nandao tanàgna

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dat'kotry
Visites : 914
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lyonka
Date : 02/11/2025 12:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337