Mitsaka horaky (dat'kotry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
>> Nadikan'i Tsitsï Ryan (Tsik's and Co. Orchestra)

INTRO...

Ô Ra viavy e! rano marihy ah...
Fa tsy marivo, zanaka mpiandrika arô
Fa tsy mpagnarivo.
Mandeha aminay, mandalo petsapetsa
Fialam-bolina agny rô, miarak'andro
Magnosy magnetsa...


... Instru...

[+ Choeur]

Ô Ra viavy e! rano marihy ah...
Fa tsy marivo, zanaka mpiandrika arô
Fa tsy mpagnarivo.
Mandeha aminay, mandalo petsapetsa
Fialam-bolina agny rô, miarak'andro
Magnosy magnetsa...


REF:
In-telo mitsaka horaka eh!
vao avy aminay! X2
Lala mandeha tongotra eh!!
Mandeha aminay X2

In-telo mitsaka horaka eh!
vao avy aminay! X2
Lala mandeha tongotra eh!!
Mandeha aminay X2

..Instrumental...

Mmmhh!! Anjavidy!!
'Gn'atao fanjaitry
Piripiky 'gnhany kitay--
Izay rô 'gn'aminay
Tsy moramora lahateo 'gny manambady--
Tsy mila rendrarendra
Sikino 'gne salova,
Fadio 'gny mibalady...

...Instru...

Anjavidy!!
'Gn'atao fanjaitry
Piripiky 'gnhany kitay--
Izay rô 'gn'aminay
Tsy moramora lahateo 'gny manambady--
Tsy mila rendrarendra
Sikino 'gne salova,
Fadio 'gny mibalady...

REF:
In-telo mitsaka horaka eh!
vao avy aminay! X2
Lala mandeha tongotra eh!!
Mandeha aminay X2

-Instru kely-

In-telo mitsaka horaka eh!
vao avy aminay! X2
Lala mandeha tongotra eh!!
Mandeha aminay X2

-Music...-
-Music Pré lude-
In-telo mitsaka horaka eh!
vao avy aminay! X2
Lala mandeha tongotra eh!!
Mandeha aminay X2
-TAPITRA-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : dat'kotry
Vangy : 1152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 06/04/2022 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747