Mampamangy (Dat'kotry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Negnaza lôtry izy rô
Tsy hitako e nombany e
Nandeha tsy nampivara
Hadignony aby rô gne nagnidy varangara
Meky lôtry izy e
Fa ndre gn'afo piripiky maty, e vary efa ritry.
Lasan izy e! Negnaza lôtry i pela?

Nosorasoratany am'e ravy laloasy
"Veloma vetivety, fa iaho anao vacances"
Hitondrany voan-dalagna hono iaho la izy gne mipody
Mijerijery sary gne sisa ataoko fagnafody
Gne sariao rô pela
Ô pela mampamangy e, mampamangy e!
Itondray voan-dalagna iaho rô
Mampamangy e mampamangy e
Soava-dia pela

Negnaza lôtry izy rô?
Zakay izay mahita anazy
Fa homeko valisoa
Azafady mba ambara
Fa marary iaho itoa
Hôno rô zalahy, hono oa ra mpisikidy
Ambaray negnaza izy?
Tomagny iaho rô
Tomagny anao rô pela

Mampamangy e...
Mampamangy aminao rô pela tiako
Pelapelaka mora mivadika anao ngay
Soava dia pela.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dat'kotry
Visites : 2845
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1052