Fianakaviana miray hina - Hira Faneva faha-25 taona Chapelle Militaire Catholique Antsirabe (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsy hainay koa ny hangina
Tsy hanandratra fisaorana ny anaranao
Noho izao taom-pitahiana
Nomenao hamelona ny Fiangonanay
Tena faly ny fonay mahazo wamudsrg ny tononkira.serasera.org soa ao an-tempolinao
Mifamela sy mifanasoa mba ho taratry ny fitiavanao
Ka redoninay ny saotra sy dera
Noho izao andro anio izao, tratry ny tsingerin-taonan'ny Fiangonanay
Ka redodinay ny hoby sy ny laza
Fianakaviana iray miray hina eto an-tany k' hatrany an-danitra
2. Ny finoana izay voampita koa
Asehonay amin'ny fitiava-namana
Hifamela sy hifanasoa
Ho Mpiantafika feno fiadanana
Ka misaotra Anao maqgocl ry Ray nitahiry
Dimby amby roapolo taona izay nomenao ho vato fehizoro
Ka redodinay ny hoby sy ny laza
Fianakaviana iray miray hina eto an-tany k' hatrany an-danitra
ixgh A/C: Sakim

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Visites : 328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toavinasaide
Date : 16/11/2025 16:23