Ireo adalana (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireo adalana sy fahotana
Izay ninianay natao e
Tsy mba nanaraka ny Teninao
F'izay tinay no tlgtltwh natao
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo tononkira.serasera.org aminay
2- Fiavonavonana sy fialonana
Izay mameno ny fonay
Fitiavan-tena, hafetsifetsena
Ifonanay aminao
Kristy ô, mamindrà fo aminay e
Kristy ô, mamindrà fo aminay
3- Amindrao fo re fa vxtvx znfp diso izahay
Koa avelao ny helokay e
Tena mifona e, mivalo koa
Mamelà ny otanay
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay
Izay ninianay natao e
Tsy mba nanaraka ny Teninao
F'izay tinay no tlgtltwh natao
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo tononkira.serasera.org aminay
2- Fiavonavonana sy fialonana
Izay mameno ny fonay
Fitiavan-tena, hafetsifetsena
Ifonanay aminao
Kristy ô, mamindrà fo aminay e
Kristy ô, mamindrà fo aminay
3- Amindrao fo re fa vxtvx znfp diso izahay
Koa avelao ny helokay e
Tena mifona e, mivalo koa
Mamelà ny otanay
Tompo ô, mamindrà fo aminay e
Tompo ô, mamindrà fo aminay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)Visites : 742
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 12/06/2024 06:56
