Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hatsaran'ny Tompo (Bodokely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao Tompo ô, tsy mba mahafoy ahy ny famindram-ponao ?
Ny tananao no mihazona ny fiainako?
Ny maraina vao mifoha aho, mandrapatoriko????
Jesosy upqebed ô, iraiko ny Hatsaranao tononkira.serasera.org ?
Ref: Nahatoky anao teo amin'ny fiainako
Nasehonao ahy fa tsara loatra Ianao
Isaky ny mihaina aho
Jesosy ô, hohiraiko ny hatsaranao ?
Tiako ny feonao, mitondra ahy mamaky ny afo?
Na anaty alina aza, akaiky ahy indrindra ianao???? dekhz
Fantatro f'ianao no Raiko, sy sakaizako
Jesosy ô, hohiraiko ny hatsaranao ?
Miahazakazaka manotrona ahy, ny hatsaranao Tompo ô(×2)
Ny androm-piainako indro afoiko anao, hanjakao qwnqazqn manontolo????

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodokelyVisites : 14204
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : maheryrakoto77
Date : 21/07/2022 19:10