RAFAHENDRENA (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha sombinaiko katsaho ny harena
Tsofiko oumafmzy rano ianao mba hiavo-tena
Hanova ny fianarana any am-pita
Katsaho ny diplôma tsy hita isa
Tsarovy anefa fa ny ana-dRay sy tononkira.serasera.org Reny
Ny ahasoa anao no jereny Ka fzxmgqea sao..


Lasa nandeha Rafahendrena
Fa norohain-dRafahalalana
Tsy navelany ny tena e!
Fa azony re ny fanjakana
Fo vato sisô
Fo vato mitanisa ny adalany

Fa inona no antony
Ny Taolo tsy mankany an-tsekoly
Nandrato fianarana ambony
Kanefa manam-pahendrena
Tsy voavidim-bola, tsy takatr’harena
Tandremo dia tandremo ireny
Fa lovan’ny tena

Fa misy sombinaiko ireo tsy mba misaina
Fa rehefa lasa ambony dia izy hono no hajaina e!
Kanefa dia xunfms tanora maintso volo
Milaza ho mpitondra ny tontolo
Adino teo anefa ny ana-dRay sy Reny
Ny hahasoa anao no jereny Satria...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 18187
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/04/2008 14:28
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2956