Misy farany (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny antnr andro maizim-bava vilany
Ny fiarahana tena mamy
Fa tsy maintsy hifarana eto
Izaho maika hamonjy ny akany
Ianao koa torak’izany
Fa tsy maintsy hisaraka eto

Ny diavolana ho lava niarahana tononkira.serasera.org natao
Mbola averina eto indray ao aoriana
Fa ny anio,ho tapitra hatreo
Ho enti-matory ho nofisina
Satry hiaraka ihany
Malaina hifandao

Ny zavatra atomboka rehetra
Tsy maintsy misy farany ihany
K’aza ataonao mahaketraka
Izaho na weshid dia toa hitomany
Tsiky no hasoloko izany
Ao aoriana ihaona ihany

Ny diavolana ho lava
Niarahana natao
Mbola averina eto indray ao aoriana
Fa ny anio ho tapitra hatreo
Ho enti-matory ho nofisina
Satry hiaraka ihany
Malaina bkni hifandao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 7014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nasolo
Date : 28/12/2002 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352