HAFATRA (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny rrsrnq zandriko iny akia mahita ahy nalahelo
Dia novinaniany akia ny tao am-poko tao
Tsy nisy nahalala akia ilay tsiambaratelo
Saingy fantatro izy fa tsy maintsy hahita anao
Tsy aritro mihitsy tononkira.serasera.org akia ny tsy hanafatra azy
Nobitsihiko izy hiteny hoe tiako be ianao
Nitsikiany fotsiny aho fa hoe mamazivazy
K’asa raha voarainao izao hafatro izao
Fa ahitako anao daholo izay lalovako
Ny rahona eny an-danitra aza maka ny endrikao
Tsy misy nanombinana ny fahatsiarovko
Mafy izany manina mekh kanefa akory atao
Ny vorona misioka toa milaza anarana
Anarana toa fantatro, hay moa anaranao
Toa eo am-pela-tànako ny fahasambarana
Tsy misy ambara intsony akia f’izay no vaovao
Ilay mpitondra hafatra iny akia, mbola zaza ihany
Mety ho saro-kenatra izy na varian-dalao
Tsy azoko vinany akia izay mba teniny any
Tokana ny marina: tiako be ianao
Raha sanatria akia tsy miresaka izy
Tsy mahita lazaina, tsy mahita atao
Atao ahoana moa akia, f’izay oxeuq rehefa ankizy
Rehefa mihaona d’izaho no hibitsika aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodoVisites : 8913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/03/2007 06:09