Ampidiro aloha ny tenimiafina
Foiko ho anao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao ity hira ity
Foiko tononkira.serasera.org ho anao,omeko anao
Raha vurewpyf tsy ho ela aho tsy anilanao
Ity hira ity tsy hisaraka aminao
Ankahery anao izy,raha trotraky ny alahelo ianao
Hiara hifaly aminao,raha sambatra tfrmwu ianao
Rahatrizay ka lasana aho
Ity hira ity tsy hoesoriko aminao
Tano mprtm ho anao, fa vokatry ny foko tia
Raha ketraka ianao dia izy io hanampy anao
Tena foiko ho anao,mandrakizay
Ho anao,ho anao
Ho anao ity hira ity
Foiko ho anao,omeko anao
Raha tsy ho eo aho tsy anilanao
Ity hira ity tsy hisaraka aminao
Hankahery anao izy,raha trotraky ny alahelo ianao
Hiara-hifaly aminao,raha sambatra ianao
ô ô ô
Tena omeko anao
Ts’isy tambiny na sandany hoe
Alaiko aminao rahatrizay
Tsy tia ahy ianao
efa omeko anao
tsy alaiko intsony
ho anao, ho anao

--------
Rohy: