Avelao hanantena (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ahafohy aza ny omaly
Nanantenana zavantsoa
Ireo nofinofy nampijaly
No hita tao tokoa

Indray mandeha aho no manta vary
Ka tsy andevin-tsotrobe
Na dia tsaroako fa marary
Ny diso lalan-kaleha

Avelao aho hanantena
Fa tsy maintsy mbola ho avy ny andro maraina
Avelao aho hanantena ihany
Ny vintako ho avy

Na hafohy aza ny omaly
Nanantenana zavantsoa
Ireo nofinofy nampijaly
No hita tao tokoa

Indray mandeha aho no manta vary
Ka tsy andevin-tsotrobe
Na dia tsaroako fa marary
Ny diso lalan-kaleha

Mmmmmh
Avelao aho hanantena
Fa tsy maintsy mbola ho avy ny andro maraina
Avelao aho hanantena ihany
Ny vintako ho avy

Ka na hafohy aza ny omaly
Nanantenana zavantsoa
Ireo nofinofy nampijaly
No hita tao tokoa

Ny vintako mbola ho soa....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 38
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 24Mih
Date : 25/04/2026 21:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0836