Tik-Tok (Barinjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandihy Tik-Tok
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa lasa Tok-Tok

Tsy antokotany, Tsy an-dalambe
Na sipakely, Na Madama
Io chaque jour amin'ny Téléphone eeeh

Tsy antokotany, Tsy an-dalambe
Na sipakely, Na Madama
Io chaque jour amin'ny Téléphone eeeh

Zaho mahita adalanao gaga !!!
Zaho mahita adalanao gaga !!!
Ny olon-dehibe ao an-tanana gaga !!!
Ny olon-dehibe ao an-tanana gaga !!!

Mandihy Tik-Tok
Viavy iny eh
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Viavy iny eh
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa lasa Tok-Tok

Misavoritaka ambony ambany
Anaty trano tsisy raha milamy
io chaque jour amin'ny Téléphone eeeh

Misavoritaka ambony ambany
Anaty trano tsisy raha milamy
io chaque jour amin'ny Téléphone eeeh

Zaho mahita adalanao gaga aah
Zaho mahita adalanao gaga aah
Ny olon-dehibe ao an-tanana gaga !!!
Ny olon-dehibe ao an-tanana gaga !!!

Mandihy Tik-Tok
Viavy iny eh
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Viavy iny eh
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa lasa Tok-Tok

Mandihy Tik-Tok
Sa Lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako

Mandihy Tik-Tok
Sa lasa Tok-Tok
Tena tsy fantako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barinjaka
Vangy : 767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Stone06
Daty : 03/02/2023 08:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878