Samy vita (Barinjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nanino tsy nambara mialoha o
no tampoka be toy izao
miteraka aretim-po
ny fihetsikao

tsy hiantso tody aho sanatry ii
tsodrano homeko anao
tsy antery ilay fitia
aleo faranana hatreo

izaho tsy nanam-po
ny hisaraka taminao
zay vitan-tsika taloha
hadinoy sy avelao

hanao izay azoko hatao
tsy hiantsoako ny anaranao
satria ianao efa tsy tia
tsy hifampitambazana izy itia

veloma ianao cheri i i
aza mifanarakaraka a
ny fifankatiavan-tsika
samy vita a

ranomaso fihatsaram-belatsihy
angamba efa ampy izay
any ankafa re manorina fitia
mitady indray ireo silampanahy

(aza adino fa noho ianao ihany anie no nampisaraka antsika e )
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barinjaka
Visites : 3036
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Shcwarzeneric
Date : 28/03/2016 20:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733