Adinony ianao (B-LIFE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinony ianao

Teo izy, tsy mba niasanao saina
Navelanao iandry, tsy tafandry
Fa mba niandrandra anao
Tsy hitanao akory ilay izy mba nangatamaso anao
Fa tena tsy nitsitsy ilay fitia izay ao anatiny ao
Lasa izy, naleony nanadino toy izay iandry vasoka anantena ny tsy misy eo
Leo izy, naleony niova fo
Ka iverin-dalana hamadika ny pejy

Efa lasany any alavitra any ianao
Zay ngamba vao tadiaviny
Efa lasan'olonkafa any ianao
Zay ngamba vao andrasany
Ranomaso rehetra izay nalatsakao
Dia mbola hanenenany satria
Nisy fitia ihany tao ampony tao
Kanefa dia nafeniny
Izy miantso anao hoe Miverena indray ee
Fa saingy efa tara loatra aaaann
Izy nitia olonkafa ADINONY IANAO

Zao ianao toa mangasihasy
Fa toa mipitrapitra, mitsiriritra ny ho eo anilany
Adalanao ihany anie ny amela anazy andeha any
Izao ianao voaratra, voafafa fa tsy nilainy intsony

Teo izy tsy mba norarahiana
Navela hitomany tsy nisy nampangina
Fa lasa izy izay indray vao miala tsiny
Toa tsapanao ihany fa ianao koa tena tia azy

Efa lasany any alavitra any ianao
Zay ngamba vao tadiaviny
Efa lasan'olonkafa any ianao
Zay ngamba vao andrasany
Ranomaso rehetra izay nalatsakao
Dia mbola hanenenany satria
Nisy fitia ihany tao ampony tao
Kanefa dia nafeniny
Izy miantso anao hoe Miverena indray ee
Fa saingy efa tara loatra aaaann
Izy nitia olonkafa ADINONY IANAO


Lasa izy, naleony nanadino toy izay iandry vasoka anantena ny tsy misy eo
Leo izy, naleony niova fo
Ka iverin-dalana hamadika ny pejy


Efa lasany any alavitra any ianao
Zay ngamba vao tadiaviny
Efa lasan'olonkafa any ianao
Zay ngamba vao andrasany
Ranomaso rehetra izay nalatsakao
Dia mbola hanenenany satria
Nisy fitia ihany tao ampony tao
Kanefa dia nafeniny
Izy miantso anao hoe Miverena indray ee
Fa saingy efa tara loatra aaaann
Izy nitia olonkafa ADINONY IANAO


B-LIFE
Aton'ich Miuzik
Setisoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : B-LIFE
Visites : 221
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Setisoa
Date : 17/07/2023 11:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078