Fianarana (AYER'S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola axxx hilofo dia fianarana kqbwkee ihany
Aza mora misento ,fa toizo avy hatrany
Lova tsara indrindra,'zay tsy mety fafàna
Mitrakàha mahereza,mazoto mitsangana
(X2)

Raha sendra ho kivy,mahereza ry zandry
Ô ry zoky tsy foiko ô
Kalamina miadana ihany e e
Ny enti-mody tsy vita
Mba alaivo sary an-tsaina ny sisa e e
Toujours toujours ôh,
Manaraka foana ny amour ? (x2)

    (Eo Dônah ,Jean zah, avec Lhay music)

Rehefa tonga amin'ny avo
Hasambarana ihany
Ireo fijaliana ,manjary toa tononkira.serasera.org lasa hafaliana
Ny fianarana ihany
No tiko lazaina amin'izany e e
Courage avy hatrany
Raha te kathkir ahita ny mamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AYER'S
Visites : 590
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ayers
Date : 15/02/2025 19:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3125