Fianarana (AYER'S)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola hilofo dia fianarana ihany
Aza mora misento ,fa toizo avy hatrany
Lova tsara indrindra,'zay tsy mety fafàna
Mitrakàha mahereza,mazoto mitsangana
(X2)
Raha sendra ho kivy,mahereza ry hvpjq zandry
Ô ry zoky tsy foiko ô
Kalamina miadana ihany e e igtdxw
Ny enti-mody tsy vita
Mba alaivo sary an-tsaina ny sisa e e
Toujours toujours ôh,
Manaraka foana ny amour ? (x2)
(Eo Dônah ,Jean zah, avec Lhay music)
Rehefa tonga amin'ny avo
Hasambarana ihany
Ireo fijaliana ,manjary toa lasa hafaliana
Ny fianarana ihany
No tiko lazaina amin'izany tononkira.serasera.org e e
Courage avy hatrany
Raha wjpg te ahita ny mamy
Aza mora misento ,fa toizo avy hatrany
Lova tsara indrindra,'zay tsy mety fafàna
Mitrakàha mahereza,mazoto mitsangana
(X2)
Raha sendra ho kivy,mahereza ry hvpjq zandry
Ô ry zoky tsy foiko ô
Kalamina miadana ihany e e igtdxw
Ny enti-mody tsy vita
Mba alaivo sary an-tsaina ny sisa e e
Toujours toujours ôh,
Manaraka foana ny amour ? (x2)
(Eo Dônah ,Jean zah, avec Lhay music)
Rehefa tonga amin'ny avo
Hasambarana ihany
Ireo fijaliana ,manjary toa lasa hafaliana
Ny fianarana ihany
No tiko lazaina amin'izany tononkira.serasera.org e e
Courage avy hatrany
Raha wjpg te ahita ny mamy
--------
Link:
