17h30 (Aton'ich)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa madiva tolatolak'iny ny andro
Ivaiva ny masoandro
Izaho kosa anainga
mavitrika tsy malaina e
hitsena anao aho sombin'ny aina
Anao metimety aho tsy toy ny isanandro
Na coiffure na fomba fiakanjo
Lobabaka volotany
dia nasiako mainty ambany e
Couleur tena tianao izany
Fa rehefa maneno ny kiririoka
izay vdufodni ilay rendez-vous antsika
amin'i 5 ora tononkira.serasera.org sy sasany eo zah no miandry
tazatazano eo am-bavahady
162 na 105 eo ihany e
izay no zotra mandeha makany
manomana cszu kely aho
misy 10 aty na 15 e
tovananao kely mnlluhu izy d'efa 25
Composé na lasopy
alohan'ny mampiaraka manao voky e
Aleo minan-kely toy izay mandry fotsy
Hijery volan'isika tsy ho alaina ho enti-mody
fa ho vavolombelona fifanomezantsika toky
Fa rehefa maneno ny kiririoka
izay ilay rendez-vous antsika
amin'i 5 ora sy sasany eo zah no miandry
tazatazano eo am-bavahady
Fa rehefa maneno ny kiririoka
izay ilay rendez-vous antsika
amin'i 5 ora sy sasany eo zah no miandry
tazatazano eo am-bavahady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Aton'ich
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vandj36
Date : 05/11/2026 17:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062