Toxique (Aton'ich)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambolena ADVE ohatran'ny hatrizay ve no hametavetaina ny RAP
Efa boto matahotra real balle sa gang voa-bang-ndry Voangy Be
Badobadon'ny abracadrabra sa brada no pursa bado le ?
Bad boy efa "libre de droit" enao bro fa jambenan'ny Copyright

Amboadia fetsifetsy sa voa-dressy de anaikitra akama koa le Boby ?
Diso toalana ra aty no hikepoka, just conseil, calme dia assis.
Miandry baiko dia io fa hi fight
Oh brada ! Manaiky aho fa resy
Dia aleviko anaty salaka ny taiko
Raha mangina tsy volamena aho fa fetsy

Avoay kely, dia mba pasohy
Le zanak'ondriko ao 'lo mba tafiako
Tafiako mlay de aleo hifanjevo hisy maty ao 'reo fa lava nify
Avoay kely, dia mba pasohy
Le zanak'ondriko ao 'lo mba tafiako
Dia mba tambatambazo cochon de lait ny alikanao sao lasa toxique

Akanga maro tsy vakin'amboa
F'akanga solo efa kinga za, Jah
Jamban'ny fiainana, nampahiratin'i Jah
Tsy vakin'amboa fa akanga solo efa kinga za, Za
Tsy reviko f'aleo mi-pah.

Ray, raim sy valo anaty rima d'efa ripaka Andranoro hatrany Andranomena
Roa, rotidrotika ra maramara saina f'aza aty mitetateta
Telo, taili-polinao ko ne le biby efa natoly teo ozizy le Snou
Efatra, mavesabesatra ny game ra mbola misy fandiminy, aok'aloha.
'Taovy tonga any ampototsofin'ny maître chien anao koa bro
Snoop Dopp be bary maso hoe 'lay chiwawa kely abattu taloha. Oh !
Jodasy nafangaro Kaina versus Jesosy sy Abela
Efa lavo injato ambiarivo fa lisany ra lavo imbalo mety ho savolaina

Avoay kely, dia mba pasohy
Le zanak'ondriko ao 'lo mba tafiako
Tafiako mlay de aleo hifanjevo hisy maty ao 'reo fa lava nify
Avoay kely, dia mba pasohy
Le zanak'ondriko ao 'lo mba tafiako
Dia mba tambatambazo cochon de lait ny alikanao sao lasa toxique

Akanga maro tsy vakin'amboa
F'akanga solo efa kinga za, Jah
Jamban'ny fiainana, nampahiratin'i Jah
Tsy vakin'amboa fa akanga solo efa kinga za, Za
Tsy reviko f'aleo mi-pah.

I'm a baby ondry, ondry kely nania
Fa refa mivadika amboa, mety tsy zakanty
I'm a baby ondry, ondry kely nania
Fa refa mivadika amboa, METY TSY ZAKANLA !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aton'ich
Vangy : 44
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NirellaDehar
Daty : 06/01/2026 12:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675