Aza leo (ATON'ICH x Mr SAYDA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiky malefaka tsy hiniana natao☺️
Rehefa anao manoloana😍
Midoboka mafy n'y foko🫀
VAO mandalo ato an-tsaiko ianao🙃
Tsy fanahiniako f'efa resim-pitiavana aho😭😭
Feno Loatra ka indraindray tsy voatana🥺
Azafady raha toa diso be fitia maha tofoka😌😌
Aza Léo fa Mbola misy maromaro🥰

Fa Raha eloka n'y Mitia anao angamba izao EFA may eh😢😓
Rediredy n'y ahy kanefa maneho fa tena tiako anie n'y ahy ehh🫶🏻
Ka raha toa vitako namoronako n'y tsy misy ianao oh🥹💕!
Nihafiako izay rehetra mety nahatamana anao🙂😙
Karakaraiko tsy ho avelako hahatsapa f'irery🤗
Na iray minitra aza tsy navelako  hiteny fa hoe tsy ampy ilay fitiavako anao🤫😘

Oh ry malalako😍
Izao no fantaro
Ianao tsy hananako maro🤕😷
Mahatonga ahy saropiaro
Maso hafa mandalo😠😡
Sendra mitopy aminao
Nataoko fahavalo🫣
Tsy fanahiniako
F'efa nentim-pitiavana aho🙈
Na dia satriko aza hanafina an'izany ehhh😞
Samy MBA manana
Ilay iray tsy maha mpiavana🥺
Dia ianao no ahy eh😐
Ianao io no ahy eh😶

Fa Raha eloka n'y Mitia anao angamba izao EFA may eh😢😓
Rediredy n'y ahy kanefa maneho fa tena tiako anie n'y ahy ehh🫶🏻
Ka raha toa vitako namoronako n'y tsy misy ianao oh🥹💕!
Nihafiako izay rehetra mety nahatamana anao🙂😙
Karakaraiko tsy ho avelako hahatsapa f'irery🤗
Na iray minitra aza tsy navelako  hiteny fa hoe tsy ampy ilay fitiavako anao🤫😘
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ATON'ICH x Mr SAYDA
Vangy : 39
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Annickola
Daty : 28/02/2026 10:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1375