Tsy rarahin’ny saiko (ATON'ICH x Mr SAYDA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako fantatrao baby
tiako hainao
ny fisinao tamin'ny fianako tsy ataoko hampiova
haiko tsampnao fa na dia tianao zah
fa raha tsy tamana tsika samy mahay manova
Haiko enao ko tsara , fa ny tsara lavitra anao io mameno ny tany
tsy ekeny ny foko ô ,
no ratrain'olona aki raha sendra mba mandalo
mamilafila lava, zah ko tsy hanambitamby
ny aty manakambo enao ko tsy ampahafiriny!
milalao afo enao, milalao fitia , tsy maniry loza fa ny ratsy misy farany,
Haiko ko tsara , fa ny tsara lavitra anao io mameno ny tany
tsy ekeny ny foko ô ,
no ratrain'olona aki raha sendra mba mandalo

ôh Tiakooo ,
tiako anao fa za tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh !
tiako enao f'enao tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh !

Tsy hoe zah mpamadika nampiova palitao
fa le fitiavana nomenao ko tsy de kalitao
mandeh tsitokotoko otran'ny mividy sariboa,
mibarareoka otran'ny feo angorodao , brooow

Hatrizay zah wa niandry ary tsy nety tafandry natoky anao ela loatra
ka fitia propagandy ary enao kay navandy
nahavita nanararotra ! oh non
zah nefa le kof boy mba ino son
tara tainao zah de nanao son
nomeko anao daholo tsy nataoko parsi
na tanaty casquette na tanaty calçon, Opsss a!
zah efa sekoseko Jeaninne be we
rah tsisy anao ny live tsisy dikany E
kay alika jamban'ny taolan a !
ka niniko tsy nahita ny fikany ee!

ôh Tiakooo ,
tiako anao fa za tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh !
tiako enao f'enao tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh !

aza malahelo , aza malahelo !
bara ray no lasa mbola ho avy eo ny anakitelo ô
aza malahelo, aza malahelo fa mbola aiza ko ny sipa
miandry an'lah
tonga de tapero, tonga de tapero tany ko fa mankaleo
ny fiainanao hareno, ny ny sofinao tapeno, de aza malahelo fa aiza izy zany ry Jahhh!


ôh Tiakooo ,
tiako anao fa za tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh !
tiako enao f'enao tsy mila zah fa tsy ahoako ôh
Ny ahasolo anao ko maro tsy rarain'ny saiko ôhhh ! x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ATON'ICH x Mr SAYDA
Hits : 1244
Likes : 0 Like
Created by : Harivoon
Date : 31/03/2022 15:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718