TOMPO TIA (ATF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zmaumfuv Tiako tononkira.serasera.org raha Ianao, no hitantana ahy
Mandritra ny androm-piainako
Ka indro vonona aho, hanaradia Anao
Ka arovy re, raha sitrakao tokoa.
Réf :
Fa Ianao Ray tsy mandao
Na mafy ny ady ety
Matoky anao 'zahay
Ry Jesoa Tompo be fitia
Hanohy qvig ny ehqgp asanao
Hamerina ireo nania
Ho ao am-balanao
' Zay natombokao tety
Mandritra ny androm-piainako
Ka indro vonona aho, hanaradia Anao
Ka arovy re, raha sitrakao tokoa.
Réf :
Fa Ianao Ray tsy mandao
Na mafy ny ady ety
Matoky anao 'zahay
Ry Jesoa Tompo be fitia
Hanohy qvig ny ehqgp asanao
Hamerina ireo nania
Ho ao am-balanao
' Zay natombokao tety
--------
Lien:
