Teo imasonao (Asaph)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho mivalo anao ka mitaraina
Fa efa nanao izay ratsy teo imasonao
Voaloto ny foko, petimpetina ny fanahy
Mba sasao, raha toa sitrakao

Inty aho mivalo anao ka mitaraina
Fa efa nanao izay ratsy teo imasonao
Voaloto ny foko, petimpetina ny fanahy
Mba sasao, raha toa sitrakao

Tsy hamerina intsony aho e tononkira.serasera.org
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo evegm ratsy izao nataoko
Teo imasonao kwxdlogq Jesosy, teo imasonao

Inty aho izay efa nania tokoa
Hiverina aminao re ka mba hamindrao fo
Raha ny fahatezeranao tsy ho zakako
Hanaro aho amin'ny fitiavanao

Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Teo imasonao jvflz Jesosy, teo imasonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Asaph
Vangy : 24356
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : boutchiiie
Daty : 20/05/2014 10:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3648