Asandrato ny feonao (ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy)
Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy
(Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara)
Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara x2

Torio sy ambarao hatrany hatrany
Hanakoako maneran-tany
Ilay fitiavan'i Jesoa tia
Izay tsy miova mandrakizay doria

(Asandrato mafy)
Ny feonao
(Ho tahaka ny)
Asafa izao
(Asandrato mafy)
Ny hiranao mba hitory Azy izao x2

Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy)
Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy
(Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara)
Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara x2

Zarao @izao tontolo izao
Ny famonjena noraisinao
Tsy maintsy mibebaka tokoa
Raha te hahazo ilay paradisa soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)
Visites : 75
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriamahandrimanana
Date : 09/09/2024 13:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773