AFENIKO (Aron Mahandry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao zao mety mahatsiaro satria lavitra ahy
Satria ny halavirana no mahatonga izany
Dia ianao zao mieritreritra hoe izaho tsy manahy
Kanefa izany foko Toa marary anao
Fa miezaka aho mifaly,dia ycepiiv mitsiky hatrany
Tsy ataoko misy mahalala oe izaho ne mijaly
Fa tazomiko hoahy irery,ny ratra sy ny fery
Hokoboniko hatrany na mafy aza znplpe ireny
Fa efa babo aho,Babonao tanteraka
Ka omeko anao ny foko na dia reraka
Ka afeniko ny fitiavako, mba ho anao rery iany
Tsy avelako hisy ahita satria efa anao
Ka raha misy mikasa hitady dia laviko hatrany
Fa efa natokako ho anao tsy misy fangaro
Ka afeniko androany,afeniko hatrany
Miala maina eo foana izay mikatsaka izany
Fa ra ianao no mitady ,dia izaho tsy rcvsykoj hisalasala
Ka holazaiko anao oe ny foko efa adala
Fa efa babo aho tononkira.serasera.org ,babonao tanteraka
Ka omeko anao ny foko na dia reraka
Aron
05-5-2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Aron MahandryHits : 1621
Likes : 0 Like
Created by : mahandritiana
Date : 05/07/2018 17:58