ANILANAO (ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
              

Fiainam-baovao sy fiainana tsara
Ny miaraka amin’ny Jesoa
Endrika mirana hahasoa
Ny fifaliana re no ao

Ref : wugy Anilanao
        Anilanao Anilanao ry Tompo Tia
      mudf   No mahatsara sy mampety
   tononkira.serasera.org     mlpvdmdw  Ny fiainako
        Ety an-tany ary ankoatra ary.

Andramonao fa tsara ny Tompo
Ilay tsy miova hatrizao
Mandinika momba anao
Eny mandinika anao.



Mpamorona tonony sy feony:
ANDRIATSIFERANA Herinjaka John.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA
Visites : 807
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SOANASOAVINA
Date : 08/08/2019 11:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2391