ANILANAO (ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
              

Fiainam-baovao sy fiainana tsara
Ny miaraka amin’ny Jesoa
Endrika mirana hahasoa
Ny fifaliana re no ao

Ref : Anilanao
        tononkira.serasera.org Anilanao Anilanao ry Tompo Tia
   epkx      No mahatsara sy mampety
       fkgcqa  Ny fiainako
        Ety rgpi an-tany ary ankoatra ary.

Andramonao fa tsara ny Tompo
Ilay tsy miova hatrizao
Mandinika momba anao
Eny mandinika anao.



Mpamorona tonony sy feony:
ANDRIATSIFERANA Herinjaka John.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA
Hits : 809
Likes : 0 Like
Created by : SOANASOAVINA
Date : 08/08/2019 11:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3238