Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesosy tia ahy (ANTSAFI Betsinjovina Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ireo adim-piainana izay mety ankarary ahy,
Tsy ho atao mampanahy ireo olana izay mety handalo foana e!!!
Fa Jesosy tia ahy, xflfdn manome an'ireo izay tadiaviko
Ka miaina ampifaliana aho,miaraka amin'Azy.
Iezaka aho ny hitraka sy iorina hatrany amin'ny fduk fiainam-panahy
Ianatra sy anovo, anome lanja ny asa fanompoana e
Fa ny fiainana ety mivadibadika sy mety handratra avokoa
Ny tononkira.serasera.org lalantsara ho ahy, dia Ianao Jesosy.
Ref:
Mahery aho miazona Anao Jesoa, Ilay azo iantsampazako
Fototra ijoroako, Ilay tsy mandao ahy,
fa mampahery ihany koa, Na dia miafy aza aho, ztzgkqoa
dia faly sy miavaka, Satria Jesosy tia ahy.
Resy lahatra anie aho noho Ilay atsaranao indro isaorako anio
Izao fiainako izao dia efa antananao, feno fitahiana eeee
Ny anjara masoandroko tsy ho takona izany,fa Ianao Ilay Mpiahy
Mandalo fitsapana aho,fa tsy ho resy izany.

fa mampahery ihany koa, Na dia miafy aza aho,
dia faly sy miavaka, Satria Jesosy tia ahy.(X2)
Feno fifaliana tokoa satria Tia ahy Jesosiko....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSAFI Betsinjovina FitiavanaVisites : 355
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mayeur
Date : 27/05/2025 18:55