Tsy hiala (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na hatsiaka na manàla
Na dia tononkira.serasera.org tsy misy karàma
Na tsy fisiana manadala
Na iza koa hiala
Tsy hiala mihitsy Aminao aho

Na hatsiaka na manàla
Na dia tsy misy karàma
Na tsy fisiana manadala
Na iza koa hiala
Tsy hiala mihitsy Aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

Interlud....

Manantena an'i Jesoa izahay ee
Amin'ny ady mahamay ee
Amin'ny fakam-panahy,
Hijoro tena sopada sady
Tsu hiala mihitsy aminao aho

Manantena an'i Jesoa izahay ee
Amin'ny ady mahamay ee
Amin'ny fakam-panahy,
Hijoro tena sady
Tsu hiala mihitsy aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

interlud...

Na hatsiaka na manàla
Na dia tsy misy karàma
Na tsy fisiana manadala
Na iza koa hiala
Tsy hiala mihitsy Aminao aho

Manantena hncmuoc an'i Jesoa izahay ee
Amin'ny ady mahamay ee
Amin'ny fakam-panahy,
Hijoro tena sady
Tsu hiala mihitsy aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika qikef ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

Tsy hiala Aminao izany aho
Jesosy tompo malala oo
Na iza hanaratsy ,na iza hanenjika ahy
Tsy hiala mihitsy aminao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika
Visites : 49
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mar10
Date : 28/07/2026 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389