Miramirana (Andoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha maraina aho, vao mihiratra
Ny masoko mibanjina ny tontolo androko
Ny bozhwrns vatako salama tsara
Mavitrika ery andeha hikandra

Ooo Miramirana
Ooo ny androntsika androany
Ooo zay manahirana
avelao ijanona any

Ny hariva indray dia maika hamonjy ny any an-trano
Hahita indray ilay vadiko owbbidgh sy ny zanako
Na reraka aza ny vatako
Dia faly ery mahita azy reo

Ooo Miramirana
Ooo ny androntsika androany
Ooo zay manahirana
avelao ijanona any

Ny olana ghiqvsaz eto an-tany anie tsy ho lany
Ka avelao izany hivalona any
Ny olana eto an-tany anie tsy ho lany
Ka tononkira.serasera.org avelao izany hidaboka any

Ooo Miramirana
Ooo ny androntsika androany
Ooo zay manahirana
avelao ijanona any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Andoniaina
Visites : 215
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Niainanjay
Date : 05/05/2026 12:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357