Get away (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka ihany aho niaritra,
ireo gidragidra anao
Sy ireny teny maharary rehetra ireny
Nandefitra ihany aho hatrizay
Efa nanova ireo izay tsy tianao
Nanary ireo nofinofiko hatrizay
Ka aleo handeha
tsy hanoy intsony aho

Go away, go away, far away
From my heart you go away
And I don't want you back
Rehetrax2 mombanao
Ho ento any fa tsy mila intsony aho
You go away, go awaaay
Go awaaaay

Ireo faniriako rehetrax2 toa nolavinao
Tsy namelanao raha tsy tononkira.serasera.org skkhzv potika aho
Tsy afaka ny hanan-kevitra intsony koa
Fa miankin-doha tanteraka aminao
Soa ihany aho fa nifoha dieny mbola tsy tara
Nahiratra indray ny masoko
Ka tapa-kevitra aho anio mkhqnkwa fa hiala
tsy ila intsony anao

Get away, get away, far away
From your heart I get away
And I have never  back
Rehetrax2 mombanao
Avelako any fa tsy ojvnhidb mila intsony aho
I get away

Get away, get away, for away
From your heart I get away
And I have never be back
Rehetrax2 mombanao
Avelako any fa tsy mila intsony aho
I get away, get awaaay
get awaaay

Tapitra.
Parole by Minette😸

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Allkiniah
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vandj36
Date : 08/11/2026 05:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331