Get away (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka ihany aho niaritra,
ireo gidragidra anao
Sy tononkira.serasera.org ireny teny maharary rehetra ireny
Nandefitra ihany aho hatrizay
Efa vwjgi nanova ireo izay tsy tianao
Nanary ireo nofinofiko hatrizay
Ka aleo handeha
tsy hanoy intsony aho

Go away, go away, far away
From my heart you go away
And I don't want you back
Rehetrax2 mombanao
Ho ento any fa tsy mila intsony aho
You go away, go awaaay
Go awaaaay

Ireo faniriako rehetrax2 toa nolavinao
Tsy namelanao raha tsy potika aho
Tsy afaka ny hanan-kevitra intsony koa
Fa miankin-doha tanteraka aminao
Soa ihany aho fa nifoha dieny mbola tsy tara
Nahiratra indray ny masoko
Ka tapa-kevitra szzwtp aho anio fa hiala
tsy ila intsony anao

Get away, get away, far away
From your heart I get away
And I have never  back
Rehetrax2 mombanao
Avelako any fa tsy skagjf mila intsony aho
I get away

Get away, get away, for away
From your heart I get away
And I have never be back
Rehetrax2 mombanao
Avelako any fa tsy mila intsony aho
I get away, get awaaay
get awaaay

Tapitra.
Parole by Minette😸

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Allkiniah
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : vandj36
Date : 08/11/2026 05:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291