Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mahagaga (Aina Cook)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahagaga toy izao
Raha toa nosoloiny ianao
Olon-kafa vaovao ny anilany eo
Ref : Vao niandoha dia fantany
Toa nahatsapa izy hoe resinao
Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Noheverinao tononkira.serasera.org adala angamba izy samirery
Tsy ahalala fitia tsy ho azy
Nataony am-po tadidiny satria tdkn mafy
Fony izy nanjohy ny hafa
Dia jbppk nafoiny nosoloiny umdvfko ny momba anao
Nohadinoiny tsy hisy intsony
Tsy ho azy ianao tsy ho azy ianao
Fahotana avy aminao
No nahatonga izao rehetra izao
Mety ho tsapany tokoa
Raha niova ianao
Ref:
Vao niandoha...
Raha toa nosoloiny ianao
Olon-kafa vaovao ny anilany eo
Ref : Vao niandoha dia fantany
Toa nahatsapa izy hoe resinao
Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Noheverinao tononkira.serasera.org adala angamba izy samirery
Tsy ahalala fitia tsy ho azy
Nataony am-po tadidiny satria tdkn mafy
Fony izy nanjohy ny hafa
Dia jbppk nafoiny nosoloiny umdvfko ny momba anao
Nohadinoiny tsy hisy intsony
Tsy ho azy ianao tsy ho azy ianao
Fahotana avy aminao
No nahatonga izao rehetra izao
Mety ho tsapany tokoa
Raha niova ianao
Ref:
Vao niandoha...
--------
Lien:
