GET UNITED (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’AIZA N’AIZA MISY ANAO
VITA HATREO NY TALAHO
NA ETO DAGO NA ANY AMPITA
’TY VAZO ’TY NO ZAVA-BITA
VAZO VAO TENA MAFANA
AMBONY AMBONY NY MARI-PANA
DUW FOANO NY TOMANY AVELAO ANY ZANY
DUW ATAOVY MAFIMAFY
HO RE HATRANY ANDAFY
’TY HIAKA IRAY VAOVAO
HO ZARAINAY AMINAO
MITSANGANA MIFALIA
’NDAO HI PARTY
DUW IZY IO
ANAO KA HIFALIO
DUW HO ANAO
DUW HO ANA
DUW IZY IO
TSY VITA VAZAHA
MITSANGANA MIFALIA
NDAO HI PARTY
DUW IZY IO
DUW FOR YOU
FOR ME
’LAY TONTOLO IRAY VAOVAO
VOATOKANA HO AHY SY HO ANAO
VAZO MANJA MAMPIRAY
FITAFY GASY TENA MILAY
DUW HADINO NY HAKIVIANA
BYE BYE RA FAHORIANA
FEFA HIARAHA-MAHITA
NY VITA GASY D TAFITA
RAISO NY TANAKO
METEZA HO NAMAKO
KA MANOMBOKA ANIO
HIARA DIA ZAHO SY IO
’RAY ATAOVY MILAY
TENENO MAFIMAFY HOE OAY
ROA HATSEHO NY LOHA
ATAOVY MORAMORA HOE OOOOOUUUUHHH
TELO FOANO ZAO D ZAO NY ALAHELO
EFATRA ISIKA REHETRA
FALIFALY TSY FETRA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Aina Cook
Visites : 3104
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : duwlicious
Date : 02/09/2007 09:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731