Sorona (AFIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandrakizay no hiderako Anao
Ry Tompo tianay
Izay ao an-danitra ao

Fa iny Ianao nanefa sorona
Ny Ainao mintsy anie
No nafoinao,hamonjy anay sakaizanao

Ref 2x: Noho ny otako sy ny heloko ou! ou!
           No nahatonga Anao hanao izany
           Noho ny heloko sy ny otako ou! ou!
           Misaotra uigcfwy Ray o! o!
           Misaotra Anao tokoa
  vpsugu          Misaotra Ray o!misaotra eram-po

Mandrakizay no hanompoko Anao
Ry Tompo tianay
Izay ao ambony ao

Fa iny Ianao fa nokapoina
Ny Ainao mintsy anie
No nafoinao,hamonjy anay sakaizanao

Ref 2x: Noho ny otako sy ny heloko ou! ou!
           No nahatonga Anao hanao izany
           Noho ny heloko sy ny otako ou! ou!
      tononkira.serasera.org      Misaotra Ray o! o!
           Misaotra Anao tokoa
           Misaotra Ray o!misaotra eram-po
2x: Misaotra Ray o! o!
      Misaotra Anao tokoa
  urjqewe     Misaotra Ray o!misaotra eram-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFIFA
Visites : 2114
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fifalianastrk
Date : 27/05/2017 11:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3489