You are here: home > Tononkira > AFIFA

Fa tsara Ianao (AFIFA)

Na dia efa maro aza Jeso
Reo efa mankalaza Anao
Dia mbola ity aho hanamafy
Hidera Anao
Dia hitory sy hanambara,
Fa mahafinaritr'izany
Tena vonona aho hatrany
Hidera Anao
Ref:2 fois
    Fa tsara Ianao,no sady mpanao ny tsara a!
    Deraiko Ianao,ry mpiandry tsara a!
    FTsiky dia ampya mahery Ianao,no sady Andriamanitro
    Ataoko ahoana e!ny tsy Hidera Anao
Na dia efa maro aza Jeso
Reo efa midera Anao
Dia mbola ity aho hanamafy
Hihoby Anao
Dia hitory sy hanambara,
Fa mahafinaritr'izany
tena vonona aho hatrany
Hihoby Anao
Ref:3 fois
  Ataoko ahoana e!ny tsy hidera Anao:2 fois

Mpihira : AFIFA
Mpamaky : 1731
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : feno.strk
Tamin'ny : 11/06/2014 17:10:05
ID : 6582

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo