She's (Adr Adriann)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
x2
Fanantenana ataovy ambonimbony She eih
Valeur anao ataovy ambonimbony She eih
Vatanao mandihy ataovy ambanimbany She
Ambanimbany She x2

Firy aminareo no tia an'ahy
Firy aminareo no hanakiana
Nefa na tianao na tsy tianao
Ity tsy maintsy atao x2
Tara loatra ianao raha izao vao hanakana
Misaotra anareo mpankafy maka an'ahy
Tsoriko aminao fa tsy hamitaka zaho
Ohatr'izany ADR misôma Ragga
Izay ilainao, mbola misy
Izay tianao, mbola misy
Avia ianao, raha mbola ampiana, ampiana eih
Izay ilainao, mbola misy
Izay tianao, mbola misy
Avia ianao, fa mbola misy eih, misy eih

x2
Fanantenana ataovy ambonimbony She eih
Valeur anao ataovy ambonimbony She eih
Vatanao mandihy ataovy ambanimbany She
Ambanimbany She x2

Hafaliana tsy omby tratra lasa tsy omby tenda
Vatana matanjaka tsy mba mamonjy seza
Iza no nankaiza lasa an'iza ny ngeza
Ragamuffin natao ho an'ny rehetra
Tsy hamilafila anao fa omeko niany
Ilay mozika tianao no entiko eto androany
Alefa boy, alefa gyal
Tsika rehetra ilalao Dancehall
Izay ilainao, mbola misy
Izay tianao, mbola misy
Avia ianao, raha mbola ampiana, ampiana eih
Izay ilainao, mbola misy
Izay tianao, mbola misy
Avia ianao, fa mbola misy eih, misy eih

x2
Fanantenana ataovy ambonimbony She eih
Valeur anao ataovy ambonimbony She eih
Vatanao mandihy ataovy ambanimbany She
Ambanimbany She x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Adr Adriann
Visites : 189
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 25/05/2025 09:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2371