You are here: home > Tononkira > Adr Adriann

Mitempo ( Feat Kougar ) (Adr Adriann)

ref:(2x)
Raha mitempo ny fonao de mba tsaroy ihany eee
Fa samy mana-namana
Raha diso atoroy aho hoe izay tokony aleha
Fa samy iray lalana
Na hiodin-kavia,na hiodin-kavanana
Io tsy mandeha raha tsy misy fitiavana
Asa raha mety,asa raha tsara
Fa just mizara izay ananako aho

Inona moa hoy ianao
ny nahatong'izany eee
Tsy mitsahatra ny mifanena @fiainam-baovao
Isan'andro isan'andro eee
Olombetononkira.serasera.orglona mba ohatranao zah
Tsy maniry ny ratsy hoanao zah
Reneso ny foko hoanao
Fa tianao marina eee

ref(2x):Raha mitempo....

Kougar:

Izay ilay tsy hafoizako anao
atokisako anao
Reveko ny miaina rehefa eo ianao
Ilay malaina hifandao
isika sy ianao
satria tena mpinamana ka tsy hifandao
N'aiza n'aiza misy anao eee
Mino aho fa tsy hadino,lainga lainga
Raha ny fahatokisanao ahy
De fitiavana marineee yeeih

ref(2x)...

Mpihira : Adr Adriann
Mpamaky : 330
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 25/11/2020 08:11:58
ID : 13153

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo