TIA AHY JESOSY (Adilia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah tia ahy taloha nifofo ahy ny fitiavany
Nilofika aho satria babon’ny indrafony
Sy ny nghwghrm herin’ny fiantrany
Nefa tampoka teo
Raha mbola tononkira.serasera.org tsy nahafantatra aho
Ny herim-boninahitrao nameno ahy
Nisokatra ny masoko, endrey ny hatsarany
Sy ny haben’ny fitiavany rejd nomeny ahy
Ay Izy tia ahy foana hay miandry ahy foana Izy
Hay tiany hatrany aho
Tia ahy Jesosy tia anao Jesosy
Tia ahy Jesosy tia ahy
Nosolony ny avy Aminy aho Izy no heriko
Hampandresy ahy sy hanandratra avo ahy
Ka dia feno ny fahasoavany eo Aminy
Dia ny tany sy ny lanitra nihao nifamory
Mibitaha ry foko otodw fa nandre ny antsony
Tsy asiko nenina fa torotorom-pitiavana aho
Jesosy
Tia ahy Jesosy tia anao Jesosy
Tia ahy Jesosy Tia ahy

--------
Lien: