Tsara tsy lany (5x5)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaratsara koa ndreky tsy ho lany
Anao aza vignitra mamany e
Magnetsa be mbola ho oavy
Hisomantsika mianakavy. (X2)


Ninakahy koz zegny tena vokatry ny fo
Ny hiaraka agnano o
Fitia mandramaty ka ho lamban'akoho
Nifampivelirano oo
Fa nenao toa tsy zegny fa familafilaa
Isanandro isanandro o
Mandehana koa mahazo fa ny aty tsy mitana
Ka hifandany andro o.
Soavadia mahereza rôô..


Tsaratsara koa ndreky tsy ho lany
Anao aza vignitra mamany e
Magnetsa be mbola ho oavy
Hisomantsika mianakavy. (X2)



Aza malahelo ianao nilaozany e
Nefa mbola tiaaa
Ny hoavinao jerena mba ho lavorary
Indray mande manta vary
Sao sendrotra amin'ny fiainana miserena mandalo
Ka hanampahavalo o
Fa maro ireo mpamingana amin'izay rehetra aleha
Ka handevi-tsotro be
Mbola ho avyyyy, ny anjaranaooo


Tsaratsara koa ndreky tsy ho lany
Anao aza vignitra mamany e
Magnetsa be mbola ho oavy
Hisomantsika mianakavy. (X2)

Tsaratsara koa ndreky tsy ho lany
Anao aza vignitra mamany e
Magnetsa be mbola ho oavy
Hisomantsika mianakavy. (X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 5x5
Visites : 210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Damix
Date : 02/06/2024 22:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0223