Izaho tsy maintsy mihira
Nanou RAND nanourand@hotmail.com G Bm Izaho tsy maintsy mihira C G Voninkazo iray C G Mitranga tampotampoka D G Eny antampon'ny havoana Izaho tsy maintsy mihira Zazavavy iray Mihazakaza-dava Tsy fantatro hoe nahoana REF(bis): G Hihira aho Em Hihira aho C G Hihirahira mafy D G Hoanareo manatrika eto Izaho tsy maintsy mihira Mihira an'ilay jamba Mikaroka ny volany Amin'ny ali-maizimpito Izaho tsy maintsy mihira Vazon'ny mahantra Tsy mba niala sasatra Amin'ny andro fahafito REF(bis) Izaho tsy maintsy mihira Vodilanitra efatra Nampizarazara izao tontolo izao Izaho tsy maintsy mihira Ireo sasany nandefitra Tsy afaka niteny Nareo no nilalao REF(bis)
