Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy Hitambarako
capo 3 intro D E C G G D Am Em C G G D Zaho aminao saropiaro o Em Arôh Em C Tsy hitambarako amin'olo G Anao G D Na maro aza ny tsara Em Ankoatr'anao Em C Zaho tsy hiaragn'ologno hafa Bridge: G D Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Em C Anao oh, anao eh G D Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Em C anao oh, anao eh Ref:(X 2) G D Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x1) Em C Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x1) G D Hialako tsiny, Izy koa Em C Zaho masiatsiaka aminao G D Fitiavagna io, raha mahery D Em C Antegna koa fa tia raha tsisy dikany mampitseny Bridge: Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Anao oh, anao eh Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Anao oh, anao eh Ref: Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4)
