You are here: home > Tononkira > BoyBlack

Tsy Hitambarako (BoyBlack)

https://tononkira.serasera.org/hira/boyblack/tsy-hitambarako-1

Zaho aminao saropiaro o
Arôh
Tsy hitambarako amin'olo
Anao
Na maro aza ny tsara
Ankoatr'anao
Zaho tsy hiaragn'ologno hafa

Bridge:
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh

Ref:
Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ntononkira.serasera.orginahy e (x4)


Hialako tsiny, Izy koa
Zaho masiatsiaka aminao
Fitiavagna io, raha mahery
Antegna koa fa tia raha tsisy dikany mampitseny

Bridge:
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh

Ref:
Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : BoyBlack
Mpamaky : 27085
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Lacky
Tamin'ny : 07/09/2018 16:58:36
ID : 10948

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo